forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# hevero ireo lilia_manao ahoana ny faniriny
|
|
|
|
"eritrereto ny fomba fitombon'ny lilia"
|
|
|
|
# lilia
|
|
|
|
Ny lilia dia voninkazo mahafinaritra izay maniry eny an-tsaha. Raha tsy manana teny ho an'ny lilia ny fiteninao, dia afaka mampiasa anarana voninkazo hafa ianao na adikao fotsiny hoe "voninkazo"
|
|
|
|
# na mamoly
|
|
|
|
Ny dinagana fanaovana kofehy ho an'ny akanjo dia antsoina hoe "mamoly." DH: "tsy manao kofehy izy ireo mba hanaovana akanjo"
|
|
|
|
# Solomona tamin'ny voninahiny manontolo
|
|
|
|
''Solomona izay nanan-karena" na ''Solomona izay nitafy ankajo soa"
|
|
|
|
# Raha tafian'Andriamanitra tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha
|
|
|
|
"Rah omen'Andriamanitra akanjo soa tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha" DH: "Raha ataon'Andriamanitra mahafinaritra tahaka izany ireo ahitra eny an-tsaha"
|
|
|
|
# ariana any anaty fatana
|
|
|
|
DH: "atsipin'ny olona ao anaty fatana izany"
|
|
|
|
# toy ny ahoana ny hanafiany anareo mihoatra lavitra noho izany
|
|
|
|
Ity dia fanamafisana fa tsy fanontaniana. Jesosy manamafy fa hiahy tsara ny olona Izy ary tsara lavitra noho ny ataony amin'ny ahitra aza. DH: "Hampitafiany tsara lavitra aza ianareo"
|