plt_tn/zep/01/14.md

32 lines
1.9 KiB
Markdown

# Antomotra, antomotra sy mahafaingana
Ny fiverimberenan'ny teny hoe "antomotra," miaraka amin'ny andian-teny "mihafaingana" dia manasongadina izany andro rehefa hipoitra hitsara ny olona Yaveh. DH: "hidio ary avy eto haingana."
# Izany andro izany dia ho andron'ny fahatezerana ... ireo tilikambo avo
Manasongadina ny hamafin'ny fitsaran'Andriamanitra ity fanambarana ity. Ny ankamaroan'ny sarin-teny dia mitombo sy maneho ny faharavan'ny natiora amin'ny fitsarana faran'Andriamanitra. Mamorona songadina izany.
# Andron'ny fahoriana sy fahalevonana
Ireo teny hoe "fahoriana" sy "fahalevonana dia madika zavatra mitovy ary manasongadina ny tanjaky ny olon'ny fahoriana. DH: "andro hanaovana zavatra mampahory ny olona."
# Andron'ny tafio-drivotra sy fanafoanana
Oharina amin'ny faminavinana ny fitsarana ny teny hoe "tafio-drivotra" eto. Soritsoritina amin'ny vokatry ny fitsarana ny teny hoe "fanafoanana". DH: "ny andron'ny fanafoanana ny tafio-drivotra" na "andro fanafoanana ny fitsarana."
# Andron'ny fahamaizinana sy fanjombonana
Manasongadina ny herin'ny fahamaizinana ny teny hoe "fahamaizinana" sy "fanjombonana". Oharina amin'ny fotoan-dratsy na faminavinana ny fitsarana. DH: "andro feno fahamaizinana" na "andron'ny fitsarana ratsy."
# Andron'ny rahona sy haizim-pito
Mitovy dika ireo andian-teny ireo, ary manamafy ny hevitry ny teo aloha, tahaka izany andian-teny izany, oharina amin'ny faminavinana ny fitsarana ny "rahona" sy "haizim-pito". DH: "andro feno haizina eny amin'ny lanitra"
# Andron'ny trompetra sy fanairana
Mitovy hevitra ihany eto ireo teny hoe: "trompetra" sy "fanairana". Midika ho fiantsoana ireo miaramila mba hiomana amin'ny ady ireo teny roa ireo. DH: "andro nampanenoana ny fanairana amin'ny ady."
# Ireo tanàna mimanda sy ireo tilikambo avo
Ireo andian-teny roa ireo dia oharina amin'ny fiarovana mafy ho an'ny miaramila DH: "mampatanjaka tsara ireo tanàna."