forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
724 B
Markdown
20 lines
724 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ny anjely fahadimy amin'ireo anjely fito dia manomboka mitsoka ny trompetrany.
|
|
|
|
# Nahita kintana avy any an-danitra aho izay nianjera
|
|
|
|
Jaona dia nahita ilay kintana rehefa avy nilatsaka izany. Tsy nahita izany nianjera izy.
|
|
|
|
# ny fanalahidin'ilay lavaka tsy hita noanoa
|
|
|
|
"ny fanalahidy izay mamoha ny lavaka tsy hita noanoa"
|
|
|
|
# ilay lavaka tsy hita noanoa
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany: 1) "lavaka" dia fomba iray hafa hanehoana ny lava-drano ary mamaritra izany ho lava sy tery, na 2) "lavaka" izay maneho ny vavan'ny lava-drano.
|
|
|
|
# toy ny setroka avy amin'ny lafaoro lehibe
|
|
|
|
Lafaoro lehibe izay mamoaka setroka be matevina, sy mainty. DH: "tahaka ny setroka be izay avy amin'ny lafaoro lehibe"
|