ireo fahavalon'ny aiko
"Ireo fahavalo te hisoko ny aiko"
Amin'ny famindram-ponao dia fongory ireo fahavaloko
"Asehoy amin'ny famongorana ireo fahavaloko ny famindramponao"
ireo fahavalon'ny aiko
"ireo fahavalon'ny fanahiko" na, mikendry "ny aiko" ho sarinteny ho an'ny "aho," "ireo fahavaloko"