plt_tn/num/22/15.md

282 B

Tonga tany amin'i Balama izy ireo

Mety tianao ny milaza hoe "Nankany amin'i Balama izy ireo"

Balaka

Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:2.

izany vahoaka izany.

Io anarana io dia manondro ireo Israelita ho vondrona. DH: "io vondrom-bahoaka io"