plt_tn/num/17/06.md

367 B

notendrena avy amin'ny fokon-drazana isan'isany

DH: "izay notendren'i Mosesy avy amin'ny fokon-drazambe tsirairay avy"

lain'ny lalàn'ny fanekena

Ny andianteny hoe "lalàn'ny fanekena" dia manondro ny vata izay mihazona ireo takelaka izay nanoratana ireo lalàn'ny fanekena. DH: "ny lay misy ny vatan'ny fanekena" na "ny lay izay nisy ireo lalàn'ny fanekena"