forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
680 B
Markdown
16 lines
680 B
Markdown
# nidina velona tany amin'ny Fiainan-tsy hita
|
|
|
|
Ao amin'ny 16:28 ny andianteny mitovy amin'io. Jereo ny andikanao izany ao.
|
|
|
|
# Nihiaka izy ireo
|
|
|
|
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny "Israely rehetra."
|
|
|
|
# Mety hitelina antsika ihany koa ny tany
|
|
|
|
Resahin'ny olona toy ny hoe velona ny tany. DH: "Mety hanokatra ny vavany ny tany ary ho latsaka ao amin'izany ihany koa isika" na "Raha misokatra indray ny tany, dia ho latsaka ao amin'izany ihany koa isika ka hilevina ao"
|
|
|
|
# nitselatra ny afo avy tamin'i Yaveh ary nandrapaka ireo olona 250
|
|
|
|
Ny hoe voaringan'ny afo dia resahina toy ny hoe hohanin'ny afo izy ireo. DH: "nitselatra ny afo avy tamin'i Yaveh ka nandringana ireo olona 250"
|