forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
511 B
Markdown
8 lines
511 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ny Nomery 15:1-32 dia milaza izay nolazain'Andriamanitra an'i Mosesy mba holazaina amin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# mba hamokatra hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh avy amin'ny omby na ondry
|
|
|
|
"mba hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh avy amin'ny ondry aman'osy na ny biby fiompy." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fandorana sorona avy amin'ny omby na ondry"
|