forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
557 B
Markdown
16 lines
557 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana nanaovan'i Jaona Mpanao Batisa batisa an'i Jesosy ny tantara.
|
|
|
|
# ho ataon'i Jaona batisa
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "mba hahafahan'i Jaona manao batisa Azy"
|
|
|
|
# Izaho no mila ataonao batisa, nefa ianao indray va no manatona ahy?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana i Jaona mba hampisehoany ny fahagagany manoloana ny fangatahan'i Jesosy. DH: "Lehibe noho izaho Ianao. Tsy tokony hanao batisa anao aho. Ianao no tokony hanao batisa ahy.
|
|
|
|
# amintsika
|
|
|
|
Eto ny hoe "-tsika" dia maneho an'i Jesosy sy Jaona.
|