forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
# Raha mba
|
|
|
|
Ity dia maneho faniriana lehibe.
|
|
|
|
# mba tsy ho zava-poana ny andrehetanareo afo
|
|
|
|
Eto "andrehetanareo afo eo amin'ny alitarako" dia midika fanolorana sorona eo amin'ny alitaran'i Yaveh. D.H: "ny mba tsy andrehetanareo afo handoroana ireo fanatitra izay tsy ho ekeko"
|
|
|
|
# avy amin'ny tananareo Aho.
|
|
|
|
Eto ny "tananareo" dia midika ho "anao". D.H: "avy aminareo"
|
|
|
|
# manomboka amin'ny fiposahan'ny masoandro mandra-piletiny
|
|
|
|
Ireo filazàna roa ireo dia midika "erak'izao rehetra izao." Tsy misy hafa amin'ny "eo amin'ireo firenena" sy "amin'ny toerana rehetra"
|
|
|
|
# ny anarako dia ho lehibe eo amin'ireo firenena
|
|
|
|
Eto ny "anarako" dia midika "Izaho". D.H: "Homem-boninahitra eo amin'ireo firenena Aho"
|
|
|
|
# ny anarako
|
|
|
|
Eto ny "anarako" dia midika "laza", "voninahitra".
|
|
|
|
# isaky ny toerana rehetra... ary ditin-kazo manitra sy fanatitra madio no hatolotra amin'ny anarako
|
|
|
|
D.H: "amin'ireo firenena rehetra dia hanolotra didin-kazo manitra sy fanatitra madio aty amiko mba hanompoana Ahy ny olona"
|
|
|
|
# amin'ny anarako
|
|
|
|
Eto ny "anarana" dia midika ho an'i Yaveh. D.H: "ati amiko"
|
|
|
|
# ireo vokany, ireo sakafony
|
|
|
|
Mety midika hoe 1) "natao sorona teo amin'ny alitara ireo hena avy amin'ireo biby izay avy amin'ireo mpisorona hafa tokony hihinana" na 2) "natao sorona teo amin'ny alitara ny sorona."
|