forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
626 B
Markdown
16 lines
626 B
Markdown
# Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka ireto zavatra momban'ny tenany ireto hoe
|
|
|
|
Dika azo heverina: ''Ilay Fariseo nitsangana ary nivavaka momban'ny tenany tamin'izao fomba izao''
|
|
|
|
# mpangalatra
|
|
|
|
Ny mpangalatra dia olona mangalatra zavatra amin'ny fanerena olona hanome izany azy, na amin'ny fampitahorana hanerena azy ireo.
|
|
|
|
# na tahaka ity mpamory hetra ity aza
|
|
|
|
Ireo Fariseo dia nino fa ireo mpamory hetra dia mpanota toy ny mpangalatra, olona tsy marina, ary mpijangajanga. DH: ''ary izaho dia mino fa tsy tahaka ity mpamory hetra mpanota izay mamitak'olona ity!''
|
|
|
|
# izay rehetra azoko
|
|
|
|
''ny zavatra rehetra izay azoko''
|