forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ity no hetsika vaovao ao amin'ny fizarana manaraky ny tantatra. Jesosy mbola eny amin'ny lalany mankany Jerosalema, raha miresaka Aminy momban'i Heroda ireo Fariseo sasany.
|
|
|
|
# Taoriana kelin'izany
|
|
|
|
"Taoriana kely rehefa tapitra ny resak'i Jesosy"
|
|
|
|
# Mandehana ilaozy ny eto satria te-hamono Anao Heroda
|
|
|
|
Adikao toy ny fampitandremana an'i jesosy ity. Izy ireo dia nanome soso-kevitra Azy mba hankany amin'ny toeran-kafa.
|
|
|
|
# Te-hamono Anao Heroda
|
|
|
|
Heroda dia hibaiko olona hamono an'i Jesosy. DH: "Te-handeha ireo lehilahiny Heroda mba hamono Anao"
|
|
|
|
# izany amboahaolo izany
|
|
|
|
Nantsoin'i Jesosy hoe amboahaolo Heroda. Ny amboahaolo dia alika-dia kely. Ireo dika azo atao: 1) Tsy ampy hamapatahotra mihintsy Heroda 2) Heroda dia fitaka.
|
|
|
|
# Na inona na inona mitranga
|
|
|
|
"na dia izany aza"
|
|
|
|
# tsy azo ekena ny famonoana ny mpaminany lavitra an'i Jerosalema
|
|
|
|
Ireo mpitarika Jiosy dia nilaza ny hanompo an'Andriamanitra. Kanefa ny razamben'izy ireo namono ireo mpaminanin'Andriamanitra maro tao Jerosalema, ary Jesosy nahafantatra fa hamono Azy any koa ireo. DH: "any Jerosalema no amonoan'ny mpitarika Jiosy ireo mpitondra ny hafatr'Andriamanitra"
|