forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
975 B
Markdown
24 lines
975 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy mamaly fanontaniana amin'ny fampiasana sariteny momban'ny fidirana ny fanjakan' Andriamanitra.
|
|
|
|
# Jesosy dia nandeha nitety ny tanàna sy ny vohitra tsirairay ... nampianatra azy ireo
|
|
|
|
Ity dia fampahafantarana fototra izay milaza ny nataon'i Jesosy rehefa niseho ity hetsika ity.
|
|
|
|
# moa ve vitsy ny olona no ho vonjena?
|
|
|
|
DH: "Olona vitsy ihany ve no ho vonjen' Andriamanitra?"
|
|
|
|
# Miadia ny hiditra ny varavarana tery ianareo
|
|
|
|
"miasà mafy mba hidirana amin'ilay varavarana tery." Jesosy miresaka momban'ny fidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra toy ny hoe varavarana kely mankao an-trano izany.
|
|
|
|
# varavarana tery
|
|
|
|
Ny zava-misy hoe tery ilay varavarana dia milaza fa sarotra ny fidirana amin'izany.
|
|
|
|
# maro no te-hitsofoka, fa tsy ho afaka ny hiditra
|
|
|
|
Ity dia milaza fa tsy ho afaka ny hiditra izy ireo nohon'ny hasarotan'ny fidirana. Ny andininy manaraka dia manazava ilay fahasarotana.
|