forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
770 B
Markdown
16 lines
770 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Ny andro manaraka taorian'ny fisehoana manjopikan'i Jesosy, dia nanasitrana zaza lahy nisy demonia Izy izay tsy vitan'ireo mpianatra tsara ny manao azy.
|
|
|
|
# Indro, nisy lehilahy iray avy tao amin'ny vahoaka
|
|
|
|
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hanaovana izany. Ireo Anglisy dia manao hoe: "Nisy lehilahy iray tao amin'ny vahoaka niteny hoe"
|
|
|
|
# Hitanao, misy fanahy
|
|
|
|
Ny hoe "hitanao" dia mampiditra antsika ho amin'ilay fanahy ratsy ao amin'ny tantaran'ilay lehilahy. Ny fiteninao dia mety manana fomba iray hanaovana izany. Ireo Anglisy dia manao hoe: "Ary nisy fanahy ratsy"
|
|
|
|
# mampamoaka roatra ny vavany
|
|
|
|
"nisy roatra nivoaka avy tao am-bavany."
|