forked from WA-Catalog/plt_tn
508 B
508 B
ny volana fahafito, ny andro voalohan'izany volana izany
Io dia volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohany dia manakaiky ny eo ampovoamboan'ny Septambra amin'ny tetiandro Tandrefana.
fitsaharana manetriketrika
Vanim-potoana izay ho fivavahana ihany fa tsy ho an'ny asa.
aoka ianareo hanolotra sorona natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
DH: "Aoka ianareo hanolotra sorona izay ataonareo amin'ny afo ho an'i Yaveh" na "aoka ianareo handoro fanatitra eo amin'ny alitara ho an'i Yaveh"