plt_tn/lev/23/17.md

683 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

natao tamin'ny roa ampahafolon'ny efaha avy any an-tranonareo ianareo. Aoka ho vita tamin'ny koba manify sy mofo misy lalivay ireo

DH: "izay namboarinao tamin'ny koba roa ampahafolon'ny efaha ary asiana lalivay rehefa mahandro izany"

roa ampahafolon'ny efaha

Io dia eo ho eo amin'ny 4,5 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany"

mamoaka hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh

Ny fahafahampon'ny Tompo amin'ilay hanitra dia mampiseho ny fahafahampony amin'ilay olona izay mandoro ilay fanatitra. DH: "ary ho faly aminareo i Yaveh" na "izay mahafaly an'i Yaveh"