forked from WA-Catalog/plt_tn
789 B
789 B
Hanapaka ny ala izy ireo
Ireo tafika ho avy hanafika dia ho tahaka ny mpanapaka hazo manapaka ny ala manontolo. DH: "Hanapaka ireo tanànan'i Egypta ny tafika Babyloniana."
izy ireo
Io dia manondro ny tafikin'ny firenen'i Babylona manafika an'i Egypta.
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
mikitroka tokoa aza izany
Io dia manondro ny fivelarana sy fifanakaikezan'ireo tanànan'i Egypta.
Ho afa-baraka ny zanaka vavin'i Egypta
Jeremia dia milaza fa ny vahoakan'i Egypta dia ho menatra eo anatrehan'ireo firenena ary satria ireo vehivavy sy tovovavy dia ho voaolan'ireo miaramilan'i Babylona.
eo an-tanan'ny vahoaka avy any avaratra
Ny hevin'io fehezanteny io eto dia hoe: "ny tanjakin'ny firenen'i Babylona avy any avaratra."