forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
975 B
Markdown
16 lines
975 B
Markdown
# Tamin'ny taona fahasivy sy volana fahafolo nanjakan'i Zedekia mpanjakan'i Joda
|
|
|
|
Io dia volana fahafolo amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Desambra ary ny fiandohan'ny volana Janoary amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny volana fahafolo ny taona faha sivy naha mpanjakan'i Joda an'i Zedekia."
|
|
|
|
# amin'ny taona fahiraika ambin'ny folo sy volana fahefatra nanjakan'i Zedekia, tamin'ny andro fahasivin'ny volana
|
|
|
|
Io dia volana fahefatra amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahiraika ambin'ny folon'ny volana dia manakaiky ny volana Jolay amin'ny tetiandro Tandrefana. DH: "tamin'ny andro fahasivin'ny volana fahefatra tamin'ny taona nanjakan'i Zedekia mpanjaka."
|
|
|
|
# Nergala-Sarezera, Samgarnebo, ary Sarsekima
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# teo afovoan'ny vavahady
|
|
|
|
"teo afovoan'ny vavahady miditra mankao amin'ilay tanàna. Mahazatra an'ireo mpitarika ny mipetraka eo amin'ilay vavahadin'ny tanàna mba hiresahana zavatra manan-danja.
|