forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.6 KiB
Markdown
36 lines
1.6 KiB
Markdown
# Indro
|
|
|
|
Manampy amin'ny fanindrina izay holazain'ireo rahalahy manaraka izany.
|
|
|
|
# vola izay hitanay tao amin'ny vavan'ny kitaponay
|
|
|
|
"fantatrao ny vola izay hitanay tao anaty lasakanay"
|
|
|
|
# nentinay niverina aty aminao indray avy amin'ny tany Kanana
|
|
|
|
"nentinay niverina avy amin'ny tany Kanana aty aminao indrindra"
|
|
|
|
# Ahoana no afahanay mangalatra volafotsy na volamena ao amin'ny tranon'ny tomponao?
|
|
|
|
Nampiasa izany fanontaniana izany ireo rahalahy mba hanindrina fa tsy nangalatra tany amin'ny tompon-tanin'i Egypta izy ireo. DH: "Koa tsy afaka ny haka zavatra avy amin'ny tranon'ny tomponao izahay!"
|
|
|
|
# volafotsy na volamena
|
|
|
|
Nampiasaina niaraka ireo teny ireo mba hilazana fa tsy angalatra zavatra sarobidy izy ireo.
|
|
|
|
# Izay ahitana an'izany amin'ireo mpanomponao
|
|
|
|
Manondro ny tenany amin'ny hoe "ireo mpanomponao." Izany dia fomba mihaja hiresahana amin'ny olona izay manana fahefana ambony. Ny "ahitana an'izany" dia afaka atao ihany koa hoe: DH: "Raha hitanao fa ny iray taminay no nangalatra ilay kapoaka"
|
|
|
|
# izahay ihany koa dia ho andevon'ny tompoko
|
|
|
|
Ny andian-teny "ny tompoko" dia ilazana ny tompon'andraikitra amin'ny fampandrosoana. Afaka atao izany hoe: DH: "afaka alainao ho andevonao izahay"
|
|
|
|
# Aoka ary ho araka ny teninareo izany
|
|
|
|
Eto ny "ary" dia tsy midika hoe "ankehitriny," fa nampiasaina mba hisarihana ny saintsika amin'ny teboka manan-danja izay manaraka azy. Ny "teny" ihany koa dia hanambarana izay lazainy. DH: "Eny tokoa. Hataonay izay lazainao"
|
|
|
|
# Ilay iray izay hahitana ilay kaopy dia ho andevoko
|
|
|
|
Afaka atao izany hoe: DH: "Raha toa ka hitako ao amin'ny lasakan'ny iray aminareo ny kapoaka, dia ho andevoko izany olona izany"
|