plt_tn/gen/42/09.md

16 lines
614 B
Markdown

# Mpitsikilo ianareo
Ny mpitsikilo dia olona manao fikarohana miafina mahakasika ny firenena iray mba hanampiana ny firenena iray hafa.
# Tonga mba hizaha ireo faritra tsy mbola voaaro eto amin'ny tany ianareo
Ny tena dikan'izanydia afaka atao mazava. DH: "tonga mba hizaha izay tany tsy ambenanay ianareo mba hahafahanareo manafika anay"
# tompoko
Fomba fanehoana fanajana olona hanomezam-boninahitra azy izany.
# ireto mpanomponao
Manao ny tenany hoe "ireto mpanomponao" ireo rahalahiny." Izany dia fomba mihaja hilazana ny olona izay manana fahefana ambony. DH: "Izahay, mpanomponao,dia" na "Izahay dia"