forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.6 KiB
Markdown
24 lines
1.6 KiB
Markdown
# Dia nomen'izy ireo
|
|
|
|
"koa ny olona rehetra tao amin'ny ankohonan'i Jakoba dia nanome" na "Koa ny fianakaviana rehetra sy ireo mpanompony dia nanome"
|
|
|
|
# izay teny an-tanan'izy ireo
|
|
|
|
Eto ny "teny an-tanan'izy ireo" dia ilazana izay hananan'izy ireo. DH: "izay fananan'izy ireo" na "izay azy ireo"
|
|
|
|
# ireo kavina teny an-tsofin'izy ireo
|
|
|
|
"ireo kavin'izy ireo" (UDB). Ireo mety ho heviny dia 1) ny volamena tamin'ireo kavina dia mety afaka ampiasaina hanamboarana sampy betsaka kokoa na 2) naka ireo kavina tao an-tanànan'i Sekema izy ireo tao aorian'ny nanafiany sy namonoan'izy ireo ny olona rehetra tao. Ireo kavina dia mety hampatsiahy azy ireo ny fahotany.
|
|
|
|
# nandatsahan'Andriamanitra horohoro teo amin'ireo tanàna
|
|
|
|
Nataon'Andriamanitra natahotra an'i Jakoba sy ireo fianakaviany ireo olona eo an- tanàna dia resahina toy ny zavatra izay nilatsaka tamin'ny tanàna ny "horohoro". Ny anarana hoe " horohoro" dia azo atao koa hoe "natahotra." DH: " Nataon'Andriamanitra natahotra an'i Jakoba sy ireo izay niaraka taminy ireo olona eo amin'ireo tanàna manodidina"
|
|
|
|
# teo amin'ireo tanàna
|
|
|
|
Eto ny "tanàna" dia ilazana ny olona izay mipetraka eo amin'ireo tanàna.
|
|
|
|
# ireo zanaka lahin'i Jakoba
|
|
|
|
Azo tsoahina avy amin'izany fa tsy nisy olona nahasahy nanafika ny fianakavian'i Jakoba. Fa ny roa tamin'ireo zanany lahy, dia i Simeona sy Levy no nanafika ireo Kananita havan'i Sekema tao aorian'ny nisamborany sy niarahany nandry tamin'ny zanaka vavin'i Jakoba. Natahotra i Jakoba ndrao mitady hamaly faty izy ireo ao amin'ny 34:30. DH: "ny fianakavian'i Jakoba" na "ny ankohonan'i Jakoba"
|