forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Nanohy niresaka tamin'i Labana i Jakoba.
|
|
|
|
# roapolo taona
|
|
|
|
"20 taona''
|
|
|
|
# Ireo ondry vavy(i)..
|
|
|
|
ondry vavy
|
|
|
|
# tsy mba namotsotra
|
|
|
|
Ny heviny dia hoe tsy mba teraka tsy tonga volana na tsy nampoizina ny zanak'ondry na maty teo amim-piterahana ireo zanany.
|
|
|
|
# Tsy mba nentiko teo aminao izay voaviraviran'ireo bibidia
|
|
|
|
Afaka atao izany hoe: DH: "Raha lanin'ny bibidia ny iray amin'ireo biby fiompinao dia tsy mba nentiko teo aminao izany''
|
|
|
|
# Fa kosa, izaho no nizaka ny fahaverezan'izany
|
|
|
|
Ny amin'ireo biby fiompin'i Labana maty dia isaina ho faty antoka amin'ireo biby fiompin'i Jakoba ary resahina toy ny entana eo an-tsorony izay tsy maintsy zakainy. DH: "Raha tokony hisaina ho faty antoka amin'ireo biby fiompinao, dia nisaiko ho faty antoka amin'ireo biby fiompiko''
|
|
|
|
# Tany aho; ny atoandro dia namely ahy ny hafanana, ary ny alina dia namely ahy ny fanala
|
|
|
|
Ny mijaly nohon'ny hafanana sy hatsika dia resahina toy ny biby izay nihinana an'i Jakoba. DH: "Mijanona miandry ireo biby fiompinao aho na dia amin'ny andro midanika sy ny hirifirin'ny alina aza''
|