plt_tn/gen/22/20.md

24 lines
710 B
Markdown

# Tao aorian'ireo zavatra ireo
"Tao aorian'ireo tranga ireo." Ny andian-teny "zavatra ireo" dia ilazana ny tranga ao amin'ny Genesisy 22:1-19.
# nilazana tamin'i Abrahama
Afaka atao izany hoe: DH: "nisy nilaza tamin'i Abrahama" (UDB)
# niteraka zaza koa i Milka
"niteraka zaza ihany koa i Milka"
# Milka
Anaram-behivavy izany.
# Dia i Oza izay lahimatoany, Boza rahalahiny
"Ny anaran'ny lahimatoany dia Oza, ary ny anaran'ireo zanany sasany dia i Boza sy ireo rahalahiny"
# Oza ... Boza ... Kemoela ... Arama ... Kaseda ... Hazo ... Pildasy ... Jidiafa sy Betoela
Anaran-dehilahy avokoa ireo. Adikao izany mba ho fantatra mazava tsara fa zanak'i Nahora sy Milka avokoa izy ireo ankoatran'i Arama.