forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.8 KiB
Markdown
40 lines
1.8 KiB
Markdown
# mba hijery azy ireo teny amin'ny lalan'izy ireo
|
|
|
|
"hanatitra azy ireo teny amin'ny lalany" na "Nanao ''veloma' azy ireo (UDB). Fahalalam-pomba ny miara-mandeha kely/ manatitratitra amin'ny vahiny rehefa manainga izy ireny.
|
|
|
|
# Tokony afeniko amin'i Abrahama ve izay ho ataoko, ... aminy?
|
|
|
|
Mampiasa izany fanontaniana fampisainana izany Andriamanitra mba ilazana fa hiresaka zavatra manan-danja amin'ny Abrahama tokoa Izy ary ny tsara indrindra ho azy dia manao izany. DH: "Tsy tokony ary tsy hanafina amin'ny Abrahama izay ho ataoko Aho ... aminy." na "ary holazaiko amin'ny Abrahama ny amin'izay ho ataoko ... aminy"
|
|
|
|
# Tokony ... ataoko, satria tokoa ... aminy?
|
|
|
|
"Tsy tokony ... ataoko. Ny antony satria ... aminy?"
|
|
|
|
# ary ireo firenena rehetra eto ambonin'ny tany dia ho tahiana avy aminy
|
|
|
|
Afaka atao izany hoe: DH: "Hitahy ireo firenena rehetra eto ambonin'ny tany Aho avy amin'i Abrahama Aho"
|
|
|
|
# ho tahiana avy aminy
|
|
|
|
"ho tahiana noho i Abrahama" na "ho tahiana satria nitahy an'i Abrahama Aho." Amin'ny fandikana ny "avy aminy" dia jereo ny nandikanao "avy aminao" ao amin'ny 12:1.
|
|
|
|
# mba hahafahany mampianatra
|
|
|
|
"mba hahafahany mitarika" na "mba hibaikony"
|
|
|
|
# hitandrina ny lalàn'i Yaveh ... Yaveh mitondra ... izay nolazainy
|
|
|
|
Miresaka amin'ny tenany toy ny mihevitra azy ho olon-kafa i Yaveh. DH "hankatò izay, takian'i Yaveh, ... Izaho, Yaveh, hitondra ... izay nolazaiko"
|
|
|
|
# hitandrina ny lalàn'i Yaveh
|
|
|
|
"hankatò ireo baikon'i Yaveh"
|
|
|
|
# mba hanao ny fahamarinana sy ny rariny
|
|
|
|
"amin'ny fanaovana ny fahamarinana sy ny rariny." Milaza ny fomba hitandremana ny lalàn'i Yaveh izany.
|
|
|
|
# mba hahafahan'i Yaveh mitondra eo amin'i Abrahama izay nolazainy taminy
|
|
|
|
"mba hitahian'i Yaveh an'i Abrahama tahaka izay nolazainy hiseho." Ilazana ny fanekena fampanantenana ny hitahiana sy hanaovana an'i Abrahama ho firenena lehibe izany.
|