forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
891 B
Markdown
24 lines
891 B
Markdown
# Nahiratra ny mason'izy ireo
|
|
|
|
"Ary dia nahiratra ny mason'izy ireo" na "nahafantatra izy ireo" na "nahatakatra izy ireo." Jereo ny nandikanao ny hoe: "dia hisokatra ny masonareo" ao 3:4
|
|
|
|
# Nanjaitra
|
|
|
|
"nampitambatra" na "nanakambana"
|
|
|
|
# ravin'aviavy
|
|
|
|
Raha tsy fantatrin'ny olona ny ravin'aviavy, dia azo adika hoe "ravina lehibe avy amin'ny hazo aviavy" na tsotra hoe: "ravina lehibe."
|
|
|
|
# ary nanamboatra fitafy ho an'ny tenan'izy ireo
|
|
|
|
Nanao izany izy ireo satria menatra. Izany fampahafantarana tsy dia mazava izany dia azo atao mazava raha ilaina toy ny ao amin'ny UDB. DH:"ary nampiakanjo ny tenany tamin'izany satria menatr'izy ireo"
|
|
|
|
# tamin'ny malomaloka andro
|
|
|
|
"amin'ny ora fitsiokan'ny tsio-drivotra malefaka"
|
|
|
|
# avy amin'ny fanatrehan'i Yaveh Andriamanitra
|
|
|
|
"avy eo imason'Andriamanitra" na "mba tsy hahita'i Yaveh Andriamanitra azy ireo" (UDB) na "avy amin'i Yaveh Andriamanitra"
|