plt_tn/ezk/37/18.md

36 lines
884 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'i Ezekiela.
# miresaka aminao ireo vahoakanao ary manao hoe
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "miresaka ka manao hoe" tao amin'ny 33:23.
# ny dikan'ireo zavatrao ireo
DH: "inona no dikan'ireo tapa-kazonao ireo" na "nahoana no manana ireo tapa-kazo ireo ianao"
# indro!
DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"
# tapa-kazon'i Josefa
Ity dia maneho ny fanjakan'Israely.
# izay eo an-tanan'i Efraima
Ny teny hoe "tanana" dia maneho ny fahefana. DH: "izay eo amin'ny fahefan'i Efraima" na "izay hanapahan'ny fokon'i Efraima"
# fokon'Israely namany
DH: "ireo foko hafan'Israely izay namany" na "ireo foko hafan'Israely izay anisan'izany fanjakana izany"
# ny tapa-kazon'i Joda
Ity dia maneho ny fanjakan'i Joda.
# teo imason'izy ireo
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 21:6.