forked from WA-Catalog/plt_tn
681 B
681 B
Aoka hataonao mandritra ny enina andro ny asa aman-draharaha rehetra
"ataovy ny raharahanareo mahazatra"
anatin'ny vavahadinao
Ireo tanàna matetika dia misy rindrina manodidina azy mba tsy hahatafiditra ireo fahavalo, ary ireo vavahady dia ho mba hidirana sy hivoahan'ny olona. DH: "ao amin'ny fiaraha-moninareo" na "anatin'ny tanànanareo"
tamin'ny andro fahafito
"amin'ny andro fahafito". Eto ny hoe "fahafito" dia isa ho an'ny "7".
nitahy ny andro Sabata
Ireo mety ho heviny dia 1) Nahatonga ny andro Sabata hanome vokatra tsara Andriamanitra, na 2) Nolazain'Andriamanitra fa tsara ny andro Sabata.
nanokana izany
"nanokana izany ho amin'ny tanjona miavaka"