1.1 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mampatsiahy ireo mpino ireo fa nampiraisin'Andriamanitra ho amin'ny vatana iray ireo Jentilisa sy Jiosy ankehitriny tamin'ny alalan'i Kristy sy ny hazofijaliany.
Jentilisa tao amin'ny nofo
Ity dia maneho ny olona izay tsy teraka Jiosy.
tsy voafora
Ireo olona tsy Jiosy dia tsy voafora toy ny zazakely ary noho izany dia noheverin'ireo Jiosy ho tsy manaraka ny lalàn'Andriamanitra izy ireo. DH: ''jentilisa tsy voafora''
voafora
Ity dia teny hafa ho an'ny olona Jiosy satria ny zazalahy rehetra dia noforaina tamin'izy ireo 8 taona. DH: ''olona voafora''
tafasaraka tamin'i Kristy
''tsy mpino''
eo amin'ireo izay antsoina hoe ''voafora'' ao amin'ny nofo nataon'ny tanan'olombelona
Ireo dika azo atao: 1) ''Ireo Jiosy, izay voaforan'ny olombelona'' na 2) ''Ireo Jiosy, izay mamora ny ara-nofo''
izay antsoina hoe
DH: ''izay antsoin'ny olona''
vahiny tamin'ny faneken'ny fampanantenana ianareo
Paoly miresaka ireo mpino Jentilisa toy ny hoe vahiny izy ireo, nijaona avy tany amin'ny tanin'ny fanekena sy fampanantenan' Andriamanitra.