plt_tn/col/03/12.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown

# Koa, mitafia ... famindram-po
Tahaka ny olona iray miakanjo, no hampisehoan'ireo mpino famindram-po ary toetra tsara hafa amin'ny tsirairay. Ny famindram-po dia heverina matetika fa foiben'ny fihetsem-pon'ny fangorahana. Ny mpandika teny dia mety hanova io lahateny io araka ny hevitr'izy ireo. DH: "Mamindrà fo isan'andro isan'andro"
# Koa
"Satria izay vao avy nolazaiko dia marina"
# araka ny maha-olom-boafidin'Andriamanitra
Izany dia afaka atao hoe: DH: "tahaka ireo izay nofidin'Andriamanitra ho Azy, izay iriny hahita Azy mitokana, ary ireo izay tiany"
# hatsaram-panahy
"fahatsorana"
# fanetren-tena
"fanetren-tena ara-tsaina"
# fahalemem-panahy
"fahatsorana"
# Mifampitondrà tsara
"Aza avela ho mora tezitra faingana amin'ny hafa ny tenanareo" na "Mifankatiava na dia mifandiso fanantenana aza ianareo"
# Mifamelà
"Ataovy tsara kokoa noho izay hitondran'ny hafa anao ny fitondranao azy ireo"
# manana fitarainana momba ny olona hafa
"mitaraina ny amin'ny"
# izay mamatotra antsika amin'ny fahatanterahana
" izay mamatotra antsika amin'ny fahalavorariana"