forked from WA-Catalog/plt_tn
684 B
684 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nankany Beria i Paoly sy i Silasy.
rahalahy
Ny teny hoe "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lahy sy vavy. DH: "ireo mpino"
ireo olona ireo dia mihaja kokoa
DH: "misokatra kokoa" na "vonona kokoa hihaino"
nandray ny teny
Eto ny "teny" dia manambara ny fampianarana. DH: "nihaino ny fampianarana"
tamim-pahavononan'ny saina rehetra
Ireo Berianina ireo dia vonona ny handinika tsara ny fampianaran'i Paoly momba ny soratra masina.
nandinika ny Soratra Masina isan'andro
"mamaky sy mamakafaka tsara ny soratra masina isan'andro"
raha tena izany tokoa ireny zavatra ireny
"raha marina tokoa ireo zavatra nolazain' i Paoly"