forked from WA-Catalog/plt_tn
862 B
862 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto "isika" dia manondro an'i Petera sy ireo mpino ao Jopa. Tsy misy ny mpihaino azy tao Jerosalema.
Indro
Ity teny ity dia mampafantatra antsika amin'ireo olona vaovao ao amin'ny tantara. Ny fomba fiteninao dia mety hanana fomba hafa hanaovana izany.
nalefa avy tany Kaisaria nankaty amiko izy ireo
DH: 'Nisy olona nandefa izy ireo"
tsy tokony hanisy fizahan-tava amin'izy ireo aho
"izay tsy tokony nampisy olana ahy ny maha Jentilisa azy ireo"
Ireo rahalahy enina ireo dia nandeha niaraka tamiko
"Ireo rahalahy enina ireo dia nandeha niaraka tamiko ho any Kaisaria"
Ireo rahalahy enina
"ireo mpino Jiosy enina"
an-tranon'ilay lehilahy
Io dia manondro ny tranon'i Konelio.
havoavonjy anao
DH: "Andriamanitra hamonjy anao"
ny ankohonanao rehetra
DH: "ny olona rehetra miaina ao an-tranonao"