|
# tonga teo amin'i Saoly i Davida
|
|
|
|
Eto ny hoe "tonga" dia azo adika hoe "nandeha."
|
|
|
|
# ary nanomboka ny fanompoany
|
|
|
|
Ny teny hoe "fanompoany" dia azo adika ho matoanteny. DH: "ary nanomboka nanompo azy"
|
|
|
|
# lasa mpitondra ny fiadiany
|
|
|
|
"Lasa mpitondra ny fiadian'ny Saoly i Davida"
|