# Fampifandraisana ny foto-kevitra Manomboka mampianatra momba ny vola sy ny fananana i Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka amina vondron'olona momba izay mety hanjoa azy ireo tsirairay avy i Jesosy. Ny mpisolo-tena "-nareo" sy "anareo" dia manondro olona maro, afa-tsy ny ao amin'ny andininy faha 21, izay manondro olona tokana. # izay simbain'ny kalalao sy harafesina "izay hanimban'ny kalalao sy ny harafesina ny harena" # kalalao Biby kely, manidina mpanimba lamba # harafesina zavatra miloko volon-tany miraikitra eo amin'ny vy # tehirizo ny harenareo any an-danitra Io dia sarin-teny izay midika hoe manaova zavatra tsara ety an-tany mba hamalian'andriamanitra soa anao any an-danitra. # no itoeran'ny fonao ihany koa Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny eritreritra na izay mahaliana ny olona iray.