# Ary ... tantely remby Ny teny hoe "Ary" eto dia ampiasaina hanamarihana fiatoana eo amin'ny fitohizan'ny tantara fototra. Eto i Matio dia milaza ny fampahafantarana ny mombamomba an'i Jaona Mpanao Batisa. # nitafy volon-drameva sy nanao fehikibo hoditra tamin'ny valahany Io fomba fitafy io dia manamarika fa i Jaona Mpanao Batisa dia mpaminany tahaka ireo mpaminany hatry ny ela, indrindra i Elia mpaminany. # Ary Jerosalema, Jodia manontolo, sy ny faritra rehetra Io dia ilazana ireo olona avy ao amin'ireo faritra ireo. Eto ny teny hoe "rehetra" dia midika hoe "maro". Tsindrian'i Matio ny hamaron'ny olona nankeo amin'i Jaona Mpanao Batisa. # Nataony batisa ... izy ireo Azo atao hoe DH: "Nanao batisa azy ireo i Jaona" # izy ireo Maneho ny olona nankany Jerosalema, Jodia, ary ny faritra manodidina ny Reniranon'i Jordana izany.