# lehilahy miara-mandry Io dia fomba mihaja entina hilazana fa niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa izy. Ny fiteny sasany dia mampiasa andian-teny mivantana kokoa toy ny hoe "lehilahy izay niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa." # tahaka ny miaraka amin'ny vehivavy Ny fomba hanaovany ilay lehilahy dia tahaka ny nanaovany ny vehivavy. DH: "tahaka ny hanaovany ny vehivavy" # zavatra marikoriko "zavatra mahamenatra" na "zavatra mahatsiravina" # Aoka ho faty tokoa izy ireo DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy ireo" # Aoka ho dorana izy ireo, izy sy ilay vehivavy DH: "Aoka ho doranao ho faty tokoa na ilay lehilahy na ilay vehivavy"