# Dia naka ireo ...i Mosesy Eto, ny "ireo" dia manondro ilay sabora, fe, ary ireo mofo rehetra. # teny an-tanan'izy ireo Eto, ny "tanana" dia mampiseho ilay olona iray manontolo. DH: "avy tamin'i Arona sy ireo zanany lahy" # Ireo dia fanatitra fanamasinana "ireo dia fanatitra ho fanokanana an'i Arona sy ireo zanany lahy ho amin'ny fanompoana an'i Yaveh" # fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "fanatitra dorana ho an'i Yaveh" # namoaka hanitra mamerovero Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # tratra Faritra eo anoloan'ny vatan'ny biby eo ambanin'ny tendany. # fanokanana Lanonana ofisialy izay fanaovana ny olona ho mpisorona.