# Hanosotra "ilay mpisorona dia hanosotra" # ireo tandroky ny alitara Io dia manondro ny zoron'ilay alitara. Toy ny tandrok'omby ny endrik'ireo. # handraraka ilay rà rehetra "handraraka ny ambin'ilay rà rehetra izy" # ny sabora rehetra eo amin'izany izy ary handoro izany "ny sabora rehetra avy amin'ilay omby ary handoro ny sabora"