# Ezera sy Elada dia novonoin'ireo lehilahin'i Gata, tompon-tany DH: "Ireo lehilahin'i Gata, tompon-tany, namono an'i Ezera sy Elada" # nandeha nangalatra ny biby fiompiny izy ireo DH: "Nandeha nangalatra ny biby fiompin'ireo vahoakan'i Gata ireo mpirahalahy"