# Berekia ... Simea ... Mikaela ... Beseia ... Malkia ... Etny ... Zera ... Adaia ... Etana ... Zima ... Simey ... Jahata ... Gersona Ireo dia anaran-dehilahy. # izay nitsangana teo amin'ny tanany an-kavanana Ny fahefan'ny olona iray dia aseho amin'ny izay ijoroany. ny ilany an-kavanan'ny olona iray dia ilay toerana izay itsanganan'ny ilay manam-pahefana indrindra.