# nitalaho tamin'Andriamanitra tany an'ady ny Israelita DH : "Nivavaka nangataka fanampiana tam-pitiavana tamin'Andriamanitra ireo Israelita" # Nosamborin'izy ireo ny DH: "Nosamborin'ireo Israelita ireo Hagrita" # ny rameva dimy alina "rameva 50,000" # boriky roa arivo "boriky 2,000" # Satria Andriamanitra niady ho azy ireo Ny fanampian'Andriamanitra amin'ny ady dia faritana toy ny miaramila iray izay niady tany amin'ny ady. DH: "Satria Andriamanitra nanampy azy ireo"