# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny fampahafantarana ao amin'ny 4:17 dia efa novaina ka izany dia midika fa mety mora takatra ny dikany. # Ezra ... Jatera ... Mareda ... Efera ... Jalona ... Miriama ... Samay ... Jisba ... Estemoa ... Jareda ... Gedora ... Hebera ... Soko ... Jakotiela ... Zanoa Ireo dia anaran-dehilahy. # Ireo no zanaka lahin'i Bitia Ny teny hoe "ireo" dia manambara an'i Miriama, Samay, ary Jisba. Izy ireo dia zanak'i Bitia nateraka ho an'ny Mareda vadiny. # Bitia Anaram-behivavy ity # Jiosy vadin'i Mareda Ny lahatsoratra Hebreo milaza: "Ny vadiny Jiosy," nefa ny akamaron'ny dikanteny dia mahatakatra ny hoe "-ny" dia milaza an'i Mareda. Izany dia manambara an'ireo vady samihafan'i Mareda, fanampin'izany i Bitia.