# Ilay babo Ity dia afaka atao lohateny iray izay nomena an'i Jekonia satria lasan-ko babo izy. Kanefa, ny dikan-teny sasany mandika ilay teny ho hoe "Asira," ilay anaran'ny iray amin'ireo zanany lahy. # Jekonia ... Sealtiela, Malkirama, Pedaia, Senazara, Jekamia, Hosama, ary Nedabia. Ireo no anaran-dehilahy.