# Davida Davida dia zanaka lahin'i Jese, izay taranak'i Joda. # Ahinoama ... Abigaila ... Maka ... Hagita ... Egla Ireo no anaran'ireo vehivavy. # Talmay ... Sefatia ... Jitreama Ireo no anaran'ireo lehilahy. # Daniela Ity lehilahy ity dia mitovy anarana toy ny Israelita mpaminany nefa olona hafa. # Egla vadiny "Eglah, vadin'i Davida. "Nanana vady mihoatra ny iray i Davida. DH: "Egla vadin'i Davida"