# Tsy mahita sitraka amin'ny herin'ny soavaly Izy "Tsy mahafaly azy ny soavaly matanjaka" # ny tanjaky ny tongotry ny olona Ireo mety ho heviny dia 1) ny "tongotra matanjaka" dia sarinteny izay maneho ny hafainganan'ny lehilahy iray raha mihazakazaka. DH: "lehilahy afa-mihazakazaka aingana" na 2) ny "tongotra matanjaka" dia maneho ny herin'ny tenan'ilay lehilahy manontolo. DH: "ny amin'ny tanjaky ny lehilahy"