# mihainoa ny tomanim-piantrana Ity dia antso vonjy. DH: "henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny" # miaro ny lohako amin'ny andron'ny ady Ianao Ny lohan'olona dia tena tandindonin-doza loatra mandritra ny ady. DH: "miaro ahy Ianao rehefa manakany an'ady aho" # ady Eto ny "ady" dia angamba midika ho ireo karazan'olona mahery vaika rehetra. # aza mamaly ny fanirian'ny ratsy fanahy "miangava aza avela hahazo izay iriany re ny ratsy fanahy" # ny ratsy fanahy "olona ratsy fanahy"