# Niantso Izy "Naniraka Izy." Izany dia midika nahatonga ny mosary hitranga ao amin'ny tany. # ny famatsiana mofo manontolo Eto ny "mofo" dia manondro sakafo ankapobeny. DH: "ny famatsiana hanina manontolo" # Naniraka lehilahy Izy hialoha lalana azy ireo; dia Josefa Mety hanampy ny manambara fa naniraka azy hialoha lalana azy ireo any Egypta Izy. DH: "Naniraka lehilahy Izy hialoha lalany azy ireo any Egypta; naniraka an'i Josefa izay... Izy"