# Ny marina dia hamony toy ny hazon-drofia Ireo mety ho hevitry ny olo-marina izay ho tahaka ny hazon-drofia salama dia satria izy ireo ho 1) matanjaka na 2) lava andro iainana. # hitombo toy ny sedera any Libanona izany Ireo mety ho hevitry ny olo-marina izay ho tahaka ny hazo sedera salama mitombo any an-tanin'ny Libanona dia satria 1) izy ireo ho mafy na 2) hanome voninahitra azy ireo ny vahoaka. # tao an-tranon'i Yaveh ... ao amin'ireo kianjan'Andriamanintsika Ny mpanao salamo miteny ny olona izay manompo marina an'Andriamanitra toy ny hoe hazo maniry ao an-tranon'i Yaveh. # mamony Ny mpanao salamo miteny ny olo-marina toy ny hoe hazo salama. DH: "mitombo tsara izy ireo" na "mafy tokoa izy ireo" # ao amin'ireo kianjan'Andriamanintsika eo an-kianjan'ny tempolin'i Jerosalema.