# tamin'ny alalan'ireo asanao Ny andianteny anarana "ireo asanao" dia azo adika amin'ny andianteny "izay nataonao." DH: "tamin'ny alalan'izay efa nataonao" # ireo asan'ny tananao Ny andianteny anarana "ireo asan'ny tananao" dia azo adika amin'ny andianteny "izay nataon'ny tananao." Ny teny "tanana" dia fibangoan-teny ho an'ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "izay efa nataonao" # ireo asanao "izay efa vitanao" # Lalina tokoa ny fisainanao "Tsy takatray izay kasainao hatao raha tsy efa manao izany Ianao" # ny fisainanao "Izay eritreretinao" na "Izay kasainao"