# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # ny mihira fiderana ho an'ny anaranao Ny teny "ny anaranao" dia sarinteny ho an'ny "Ianao." DH: "ny mihira fiderana ho Anao" # ny fahamarinanao Ny anarana "fahamarinana" dia azo avadika ho matoanteny "marina." DH: "fa marina avokoa izay lazainao rehetra"