# hiravoravo sy hifaly Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy ny fahalehibiazan'ny hafaliana. DH: "mifalia tanteraka" (UDB) # tia ny famonjenao Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho asa. DH: "tia Anao satria nanavotra azy ireo Ianao" (UDB) # Mahantra sy ory Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy ihany ary manamafy fa tsy fahafa-manoatran'ny mpanoratra. DH: "tena ory" # mihevitra ny momba ahy ny Tompo ny Tompo mikarakara ahy" # Ianao no famonjena ho ahy ... tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao Ireo andianteny ireo dia midika zavatra mitovy. # Ianao no famonjena ho ahy "Ianao no ilay mamonjy ahy" # tonga amin'ny fanavotana ahy Ianao "tonga hanamvotra ahy Ianao" # aza mitaredretra Izany dia azo atao amin'ny fomba mihabo. DH: "valio faingana: